| Entry |
maminavina
(vinavina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? [1.1]
|
| | To evaluate, to estimate [1.7]
|
| | évaluer [1.8]
|
| Examples | Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any!
[2.499]
|
| Morphology |
| Present : |
maminavina |
| Past : |
naminavina |
| Future : |
haminavina |
| Imperative : |
maminavinà |
|
|
| Entry |
maminavinà
(vinavina)
|
| Part of speech | imperative of active verb maminavina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|