|
|
|
|

Entry volavola (vola)
Part of speech noun
 Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1]
 Cooked rice made into a ball for a journey [1.7]
 Riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8]
Analogs  vinavina

Entry volavola (vola)
Part of speech noun
 Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1]
 Projet; conception [1.13]
Examples Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320]

Updated on 2025/02/12