|
|
|
|

Entry vely
Part of speech noun
 Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [1.1]
 A blow [1.7]
 Action de battre [1.8, 1.196]
 Action de détacher les grains [1.196]
Examples Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/07/23