|
|
|
|

Entry velively
Part of speech adverb [Full list]
 Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1]
 Point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3]
Examples 
1Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
2Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470]

Updated on 2023/08/28