|
|
|
|

Entry vavahady
Part of speech noun
Elementary words vava, hady
 Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [1.1]
 A gateway [1.7]
 Portail, porte-cochère, entrée d'une ville [1.8]
Examples Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356]
Article 

Updated on 2025/06/26