| Entry |
hady
|
| Part of speech | noun
|
| | Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
|
| | A ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
|
| | A pit, a hole, a ditch [1.7]
|
| | Fossé; action de creuser [1.8, 1.5]
|
| Examples |
| 1 | Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany.
[2.270]
|
| 2 | hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany.
[2.649]
|
| 3 | Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha.
[1.436]
|
|
| Derivatives |
| Quotes |
|