| Entry |
vasoka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako Afa-baraka ka menatra
[1.1]
|
| | Off-color, tarnished, discolored [1.7]
|
| | Terne [1.8]
|
| | Se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
|
| | Terni [1.8]
|
| Examples |
| 1 | nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy.
[2.270]
|
| 2 | Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay
[2.296]
|
|
| Derivatives |
|