|
|
|
|

Entry mangafoka (hafoka)
Part of speech adjective
 Maimaina kely rano
Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka
Makafoka
Mararirary toa maimaina ny ambavafo [1.1]

Updated on 2023/01/20