| Entry | varialoha (vary, aloha) | |
| Part of speech | noun | |
| Anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Other spellings | vary aloha | |
| Analogs | vakiambiaty | |
| Updated on 2009/09/12 |
|