|
|
|
|

Entry vakiambiaty
Part of speech noun
Elementary words vaky, amby, aty
 Anarana omena any anivon-tany ny vary afafy amin' ny volana Septambra (izay ahavakian' ilay zavamaniry atao hoe "ambiaty") ketsaina amin' ny volana Desambra ary jinjaina amin' ny volana Avrily na Mey eo ho eo [1.1]
  [Merina] (on nomme vaki-vony les boutons floraux qui viennent de s'ouvrir ; il s'agit ici des fleurs de l' ambiaty). Nom du riz repiqué en deuxième saison ; parce que ce repiquage doit se faire quand s'ouvrent les premières fleurs des ambiaty. Voyez l'article vary : types de culture. [1.196]
Vocabulary 
Examples Efa manomboka ho masaka ny vakiambiaty, ka mavo mena Betsimitatatra, sady notarafin' ny masoandro ndeha hody ka mainka koa nivolom-bolamena naharenoka ny maso. [2.499]
Analogs  varialoha

Updated on 2025/10/11