| Entry |
vangy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
|
| | Visite [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vangy
|
| Part of speech | noun
|
| | Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
|
| | Ombalahinify [1.13]
|
| | Dents canines des chiens Longueur des dents chez un individu [1.2]
|
| | Mandibule, canine [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba.
[2.5]
|
| Derivatives |
|