| Entry | vangiana (vangy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka? [1.1] | |||||||||
| To be visited [1.2] | |||||||||
| Qu'on visite [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|