|
|
|
|

Entry valala
Part of speech adjective
 Innombrable [1.3]
 Se disait de ce qui est innombrable [2.415]

Entry valala
Part of speech noun
 Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1]
 A grasshopper, a locust [1.7]
 Sauterelle, criquet [1.8]
Vocabulary 
Article 

Updated on 2023/04/26