|
|
|
|

Entry tsy nahy
Part of speech locution
Elementary words tsy, nahy
 Tsy iniana atao [1.1]
 Unintentionally, accidentally [1.7]
 Qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8]
Examples 
1tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
2Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Updated on 2023/08/17