| Entry | tsy misorona | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsy, misorona | |
| Tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [1.1] | ||
| Updated on 2023/05/24 |
|