|
|
|
|

Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
 Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna

Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
 Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Examples Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna

Entry misorona (sorona)
Part of speech active verb
 Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
 To be discreet [1.7]
 être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
 être discret [1.8]
Morphology 
Present : misorona
Past : nisorona
Future : hisorona
Imperative : misoròna

Entry misoroña
Part of speech active verb
  [Tambahoaka] Mivavaka [1.78]
  [Tanosy] Mangataka, mivavaka [1.78]

Entry misoròna (sorona)
Part of speech imperative of active verb misorona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/05/24