|
|
|
|

Entry tsy miloa-bava
Part of speech locution
Elementary words tsy, miloatra, vava
Allegation Word or locution seen in: gina
Examples 
1Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. [2.996]
2Tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [4.27]

Updated on 2025/02/11