|
|
|
|

Entry tsy mifaditrovana
Part of speech locution
Elementary words tsy, faditra, ovana
 Injuste, cruel, sans pitié [1.3]
Allegation Word or locution seen in: masiaka
Examples 
1Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
2Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
3Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Updated on 2025/10/11