|
|
|
|

Entry tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty
Part of speech locution
Elementary words tsy, fahita, firy, ohatra, gisa, mainty
 Enti-milaza zavatra mahalana dia mahalana no ahitana azy na ho hita aza [1.1]

Updated on 2025/10/11