|
|
|
|

Entry fahita (hita)
Part of speech noun
 Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1]
 Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3]
Examples 
1Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499]
2Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285]
3Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4]

Updated on 2023/08/27