| Entry | tsinontsinona (tsinona (tsy, inona)) | |
| Part of speech | adjective | |
| Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [1.1] | ||
| Of no importance, of little worth [1.7] | ||
| Rien du tout, sans importance [1.8] | ||
| Examples | tsinontsinona ny tanànan' i Marovato.
[2.472] | |
| Updated on 2012/10/02 |
|