|
|
|
|

Entry tsiaro
Part of speech noun
  [Taisaka] fahatsiarovana [1.78]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
 Fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
 Souvenir, mémoire, réveil [1.3]
 Souvenir, réveil [1.13]
Examples Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]
Derivatives 

Updated on 2022/10/09