|
|
|
|

Entry mahatsiaro (tsiaro)
Part of speech active verb
 Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
Mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
Mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
Mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
 Mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
 Se souvenir, se rappeler [1.13]
Morphology 
Present : mahatsiaro
Past : nahatsiaro
Future : hahatsiaro
Imperative : mahatsiarova

Entry mahatsiaro (tsiaro)
Part of speech active verb
 Taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
 Mifoha amin'ny torimaso [1.13]
 S'éveiller [1.13]
Morphology 
Present : mahatsiaro
Past : nahatsiaro
Future : hahatsiaro

Updated on 2023/08/11