| Entry |
fahatsiarovana
(tsiaro)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray:
mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny Zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana:
omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa [1.1]
|
| | La mémoire, le souvenir [1.3]
|
| Examples |
| 1 | -- Fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny.
[2.470]
|
| 2 | Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka.
[2.471]
|
| 3 | Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
[2.472]
|
|
| Analogs |
fahatsiahivana ~
fahatadidiana ~
dindo ~
tsangambato ~
orimbato |
| Quotes |
|