| Entry |
tovovavy
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | tovo,
vavy |
| | Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [1.1]
|
| | An unmarried young woman [1.7]
|
| | Jeune femme célibataire [1.8]
|
| Examples | Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
[2.5]
|
|