|
|
|
|

Entry tovo
Part of speech adjective
  [Tambahoaka] Olona tsy manambady [1.78]
 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1]
 Unmarried [1.7]
 Célibataire [1.8]
Derivatives 

Entry tovo
Part of speech noun
 Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1]
Derivatives 

Entry tovo
Part of speech noun
  [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [1.78]

Entry tovo
Part of speech noun
  [Betsileo] Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
[Merina] (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc.
[Merina] En composition, forme l'adjectif  tokantovo [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/09/14