|
|
|
|

Entry tony
Part of speech adjective
 Maotona tsy misy rivotra: Andro tony
Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony
Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany [1.1]
 Quiet, calm [1.7]
 Tranquille, calme [1.8]
Examples 
1Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [2.324]
2Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471]
Derivatives 

Entry toñy
Part of speech noun
  [Taisaka] fanononana [1.78]

Entry toñy
Part of speech noun
  [Sihanaka] Toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [1.78]

Entry tony
Part of speech noun
  [Tambahoaka] vidy, vidiny [1.78]

Entry tony
Part of speech noun
 Charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture [1.414]

Updated on 2021/01/14