| Entry |
mitony
(tony)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany? Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
|
| | To be calm, to be quieted [1.7]
|
| | être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~
Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée) Se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3]
|
| | Se calmer, s'apaiser [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy
[2.472]
|
| 2 | Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe!
[2.528]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mitony |
| Past : |
nitony |
| Future : |
hitony |
| Imperative : |
mitonia |
|
|