|
|
|
|

Entry fitony (tony)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [1.1]

Updated on 2023/01/20