| Entry | tondraka | ||||||
| Part of speech | participle | ||||||
| Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena A) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1] | |||||||
| Swollen by floodwater, overflowing [1.7] | |||||||
| Qui déborde [1.3, 1.8] | |||||||
| Qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) Figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3] | |||||||
| En crue [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Entry | tondraka | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Updated on 2021/12/17 |
|