| Entry | mitondraka (tondraka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1] | |||||||
| Déborder, se répandre Paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|