| Entry | fitondrahana (tondraka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|