|
|
|
|

Entry manombotomboka (tombotomboka (tomboka))
Part of speech active verb
  [Bezanozano] Miampanga lainga [1.78]
  [Sihanaka] Mandainga [1.78]
 Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [1.1]
Morphology 
Present : manombotomboka
Past : nanombotomboka
Future : hanombotomboka
Imperative : manombotomboha

Updated on 2023/01/20