|
|
|
|

Entry tehina
Part of speech noun
 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
Mitovy hevitra: firitsoka ~ kanonta ~ kibango ~ kipikipy ~ langilangy ~ longy ~ tabaka ~ valavala [1.1]
 A staff, a cane [1.7]
 Canne [1.8]
Examples Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470]
Derivatives 
Article 

Updated on 2023/06/17