|
|
|
|

Entry fitehenana (tehina)
Part of speech noun
 Fanosehana lakana amin'ny tehindakana.
Fitondrana tehina.
Fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitenenana amin'ny latabatra [1.1]

Updated on 2023/01/20