|
|
|
|

Entry kibango
Part of speech noun
  [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1]

Entry kibango
Part of speech noun
 Tehina hazo be
Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1]

Entry kibango
Part of speech noun
  [Tankarana] Syphilis. [1.19]
Vocabulary 

Updated on 2017/03/10