| Entry | tebahina (tebaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason' ny olona teo aho Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|