| Entry | tarehy | |
| Part of speech | noun | |
| Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] | ||
| The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7] | ||
| Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2024/10/30 |
|