|
|
|
|

Entry takolaka
Part of speech noun
 Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1]
 The cheek [1.2, 1.7]
 La joue [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry takolaka
Part of speech noun
  [Provincial] In the provinces, the angle of a rampart or a street. [1.2]

Updated on 2024/10/30