|
|
|
|

Entry tava
Part of speech noun
 Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
 Le visage, la face, la figure [1.3]
Vocabulary 

Entry tava
Part of speech noun
  [Taisaka] Tolona (ady)
Ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78]

Entry tava
Part of speech noun
 Paroi [1.13]
Analogs  telotava

Updated on 2024/10/30