| Entry |
tana-
|
| Part of speech | morphological form of tanana
|
|
| Entry |
tana
|
| Part of speech | noun
|
| | Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder:
Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanala]
[ taña ] Tanalahy, tana: Mañano dian-tana [1.78]
|
| | Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana,
kamora,
kamaitso,
kamarabe
[1.1]
|
| | A chameleon [1.7]
|
| | Caméléon [1.8]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
kamaitso ~
kamora ~
kamarabe ~
soamarandrana |
| Article |
| Illustrations |
|
|