|
|
|
|

Entry rohona
Part of speech noun
 Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
Fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1]
 Bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3]
Vocabulary 
Examples Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996]
Derivatives 

Entry rohona
Part of speech noun
 Action d'aller en foule [1.3]
Derivatives 

Updated on 2022/06/24