| Entry | soamarandrana | |
| Part of speech | noun | |
| Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy | |
| Updated on 2009/02/23 |
|