|
|
|
|

Entry fisosona (sosona)
Part of speech noun
 Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity. [1.1]

Updated on 2023/01/20