| Entry | mifanosona (sosona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mifanosòna (sosona) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mifanosona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|