| Entry |
ofo
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro [1.1]
|
| | Scaling off. see ofaka, ofy. [1.2]
|
| | Mue, changement de peau, de couleur [1.3]
|
| | Dégradation de teinte [1.13]
|
| Morphology |
| Simple : |
ofo,
ofoko,
ofonao,
ofony,
ofontsika,
ofonay,
ofonareo,
ofon',
ofon-,
ofom- |
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
| Analogs |
ofaka |
|
| Entry |
ofo
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy [1.1]
|
|