|
|
|
|

Entry finiavana (nia)
Part of speech noun
 Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
 Intent or purpose to do something [1.7]
 L'intention de faire une chose [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20