| Entry |
sehatra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
sehatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [1.1]
|
| | Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
|
| | A stage; the theater [1.7]
|
| | Estrade; le théâtre [1.8]
|
| | Lieu de rencontre [1.13]
|
| Examples | Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary.
[2.245]
|
| Analogs |
banja ~
kianja |
|
| Entry |
sehatra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano]
Rihana amin'ny trano [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Karazana valindrihana fametrahana entana [1.78]
|
|
| Entry |
sehatra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
(de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois)
Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|