|
|
|
|

Entry kianja
Part of speech noun
  [Tanala] Tokotany malalaka [1.78]
 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1]
 Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
 A public square [1.7]
 Place publique [1.8]
 Lieu de rencontre [1.13]
Examples 
1Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [2.471]
2Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472]
Derivatives 
Analogs  banja ~ sehatra
Illustrations 

Entry Kianja (kianja)
Part of speech name (toponym) [Full list]
Vocabulary 
Coordinates -20.2333333, 46.8333333
-19.4333333, 44.9166667
Toponymy kianja

Updated on 2013/03/30