| Entry |
sasatra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery,
noho ny asa mafy natao.
Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. Sosotra. sasa-miandry azy aho. Jereo valaka. [1.1]
|
| | Fatigué [1.3, 1.5]
|
| Examples |
| 1 | Sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3]
|
| 2 | Sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3]
|
| 3 | ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[2.131]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
sasatra,
sasatry,
sasatr',
sasa- |
| Prefixed : |
-tsasatra,
-tsasatry,
-tsasatr',
-tsasa- |
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ ~ |
|
| Entry |
sasatra
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Sihanaka]
Zava-bitsy [1.78]
|
|